Entrée hasiso (siso)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto [Rajemisa 1985]
Synonymes fahasiso

2009/02/23