Entrée fahasiso (siso)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto [1.1]
Synonymes hasiso

Mis à jour le 2023/01/05