|
|
|
|

Entrée1  haromotana
Radical  2 romotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra. [1.1]
5 aretina mifindra avy amin'ny biby romotra. [1.13]
6 Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français  7 rage. [1.54, 1.13]
Exemples  8  haromotana, ka tsy matahotra aina velona. [2.245#]
Vocabulaire  9  Santé

Anagrammes  10 anamotraho, 11 haromotana

Mis à jour le 2025/09/12