|
|
|
|

Entrée1  harihary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy
Rikarikan-tany
Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana
Explications en anglais  4  [1.2] exposure.
5  [1.7] exposure to view
Explications en français  6  [1.8] exposition à la vue
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  13  harihary, hirahira

Mis à jour le 2023/08/11