Entrée haratsina (ratsy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy
¶ Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro
¶ Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise see ratsy. [Richardson 1885]
 to be vilified [Hallanger 1973]
Définition française qu'on vilipende [Hallanger 1974]
Morphologie 
haratsina
haratsiko
haratsinao
haratsiny
haratsintsika
haratsinay
haratsinareo
haratsin'
haratsin-
haratsim-
haratsi-
noharatsina
noharatsiko
noharatsinao
noharatsiny
noharatsintsika
noharatsinay
noharatsinareo
noharatsin'
noharatsin-
noharatsim-
noharatsi-
hoharatsina
hoharatsiko
hoharatsinao
hoharatsiny
hoharatsintsika
hoharatsinay
hoharatsinareo
hoharatsin'
hoharatsin-
hoharatsim-
hoharatsi-
haratsio
Citations 

2010/09/13