Entrée hararaotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   ulceration [Richardson 1885]
Définition française   panaris [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée hararaotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2011/04/04