| Entrée | 1 haram-bato |
| Mots élémentaires | 2harana, 3vato |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5vatolampy.
[Taifasy]
[1.78] 6hantsambato. [Sihanaka] [1.78] |
| Explications en anglais |
7[vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place..
[1.2] 8a large rock, a protruding vein of rock. [1.7] |
| Explications en français |
9grand rocher.
[1.8] |
| Exemples |
10 harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
[2.499]
|
| Citations | 11 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|