Entrée | 1 hamavoina |
Radical | 2 mavo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be despised |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on méprise |
Exemples |
7 ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako. [2.996] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 mavoina |
Analogues | 13 vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina |
Anagrammes | 14 hamaivano, hamavoina |
Mis à jour le 2023/01/20 |