Entrée halehibiazina (lehibe)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony
¶ Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be made larger [Hallanger 1973]
Définition française (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir) [Abinal 1888]
 qu'on agrandit [Hallanger 1974]
Morphologie 
halehibiazina
halehibiaziko
halehibiazinao
halehibiaziny
halehibiazintsika
halehibiazinay
halehibiazinareo
halehibiazin'
halehibiazin-
halehibiazim-
halehibiazi-
nohalehibiazina
nohalehibiaziko
nohalehibiazinao
nohalehibiaziny
nohalehibiazintsika
nohalehibiazinay
nohalehibiazinareo
nohalehibiazin'
nohalehibiazin-
nohalehibiazim-
nohalehibiazi-
hohalehibiazina
hohalehibiaziko
hohalehibiazinao
hohalehibiaziny
hohalehibiazintsika
hohalehibiazinay
hohalehibiazinareo
hohalehibiazin'
hohalehibiazin-
hohalehibiazim-
hohalehibiazi-
halehibiazo
Autres orthographes 
Exemples dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany. [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Mis à jour le 2019/12/25