|
|
|
|

Entrée1  halavitana
Radical  2 lavitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
5 Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina? [1.1]
Synonymes  6 fahalavirana, halavirana

Mis à jour le 2025/10/31