|
|
|
|

Entrée1  fahalavirana
Radical  2 lavitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly
5 Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Synonymes  6 halavirana, halavitana

Mis à jour le 2025/09/12