Entrée halan' ny vitsika ny siramamy
Mots élémentaires hala ; vitsika ; siramamy
Partie du discours locution
Explications en malgache Toy ny miova hevitra ho fitiavana eto ny teny hoe hala satria ny fitiavan' ny vitsika ny siramamy no lazaina, saingy ny nalehan' ny sain' ny Malagasy raha niteny io izy dia azo lazaina fa ny fitiavan' ny vitsika hanimba ny siramamy na handevona azy (toy izany koa, ohatra, ny hoe: Halam-baratra itỳ toerana itỳ) [1.1]

Mis à jour le 2023/05/23