Entrée hafainganana (faingana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Explications en anglais Rapidity, speed [1.7]
Explications en français Rapidité, vitesse [1.8]
Exemples Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana. [2.4]
Synonymes fahafainganana ~ hafaingana

Mis à jour le 2023/06/03