Entrée fahafainganana (faingana)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [Rajemisa 1985]
Synonymes hafaingana ~ hafainganana

2009/02/23