|
|
|
|

Entrée1  hafainganana
Radical  2 faingana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia. [1.1]
Explications en anglais  5 rapidity, speed. [1.7]
Explications en français  6 rapidité, vitesse. [1.8]
Exemples  7  Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana. [2.4#]
Synonymes  8 fahafainganana, hafaingana

Mis à jour le 2025/09/12