|
|
|
|

Entrée1  hafahafa
Radical  2  hafa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
5  miolonolona
6  tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha [1.1]
Explications en anglais  7  different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2]
8  strange, bizarre [1.7]
Explications en français  9  bizarre, étrange [1.3, 1.8]
10  un peu différent, qui dévie du vrai [1.3]
Exemples  11  hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity [2.470]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Analogues  17  olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot hafahafa

Anagrammes  21  fahafaha, hafahafa

Mis à jour le 2024/08/29