| Entrée | 1 habokaina |
| Radical | 2 boka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay [1.1] |
| Explications en anglais |
5 see boka. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 bokaina |
| Anagrammes | 11 habokaina, 12 ikobahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|