Entrée habe (be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana [1.1]
Explications en français Grandeur [1.13]
  [Vezo] Ampleur, grandeur, volume [1.68]
Exemples 
1Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer) [1.68]
2Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11