Entrée | 1 grika |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
4 [1.1] Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto |
Explications en anglais |
5 [1.7] a Greek |
Explications en français |
6 [1.8] grec |
Exemples |
7 [2.996] Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? 8 [2.270] Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. 9 [2.643] Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. |
Vocabulaire |
10 Géographie: pays, peuples |
Autres orthographes | 11 greka, girika |
Analogues | 12 gresy |
Article |
13 Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |