|
|
|
|

Entrée1  goay
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [Tanala] [1.78]
4  Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Explications en anglais  5  huge. [1.2]
6  huge, colossal [1.7]
Explications en français  7  immense. [Tankarana] [1.19]
8  énorme, colossal [1.8]
Exemples  9  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Dérivés 
10  Adjectifs :
Synonymes  11  goaibe, goavambe, goavana
Mots composés 

Anagrammes  13  agio, goay

Mis à jour le 2020/07/31