Entrée gaza
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Vocabulaire 

Entrée Gaza
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Gaza [2.996]
 Gaza; [2.996]
Explications en français Gaza [2.996]
Exemples ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38]
Vocabulaire 
Citations bibliques 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18