| Entrée | 1 gama |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony.
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Musique: (en général) |
| Autres orthographes | 5 gamatra |
| Analogues | 6 do, 7 fa, 8 la, 9 mi, 10 re, 11 si, 12 sol |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|