|
|
|
|

Entrée (1/3)1 foy
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3 Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Explications en anglais  4 hatched
suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
secret conversation becoming known [1.2]
Explications en français  5 éclos [1.3, 1.82]
6 percé [1.3, 1.5]
7 divulgué [1.3, 1.5]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  203 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)21 foy
Partie du discours  22 participe
Explications en malgache  23 ilaozana, ialana [Taisaka] [1.78]
24 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Explications en anglais  25 abandoned, given up [1.2, 1.7]
26 forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Explications en français  27 abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Exemples  28 ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
29 Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Morphologie 
30 Présent :
31 Passé :
32 Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  472 combinaisons de ce mot

Entrée (3/3)48 foy
Partie du discours  49 verbe passif
Explications en français  50 qui ose [Taisaka] [1.82]

Anagrammes  51 fio, 52 foy, 53 ofy

Mis à jour le 2025/11/02