Entrée fotsy angola (fotsy, angola)
Partie du discours locution
Définition malgache ilay fotsifotsy avy nirehitra koa amin' ny sigara [Rajemisa 1985]
 [ fotsiangola ] ilay tendrony fotsy avy nirehitra amin' ny lahinjiro na sigara ka lasa lavenom-potsy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise Used of the burnt end of a cigar, etc.
¶ fig.: having all power extracted, deprived of all power. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31