Entrée | 1 fototeny |
Mots élémentaires | 2 fototra, teny |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" [1.1] |
Explications en anglais |
5 (foto-teny) root of a word, etymology. [1.2] 6 (foto-teny) the theme or root of a word [1.7] |
Explications en français |
7 la racine d'un mot [1.8] 8 radical [1.13] |
Exemples |
9 alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245] 10 Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606] |
Vocabulaire |
11 Linguistique |
Mots composés |
|
Titres | 13 Rafitry ny fototeny (Rakotovao Ralison) |
Mis à jour le 2023/09/10 |