|
|
|
|

Entrée1  fononteny
Mots élémentaires  2  fono, teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1]
Explications en français  5  parenthèse [1.13, 1.5]
Vocabulaire  6  Linguistique
Analogues  7  fononteny maranitra, fononteny mahitsy
Mots composés 
Tableaux et planches  10  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2023/06/08