|
|
|
|

Entrée1 fononteny
Mots élémentaires  2fono, 3teny
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1]
Explications en français  6 parenthèse [1.13, 1.5]
Vocabulaire  7 Linguistique
Analogues  8 fonontenymahitsy, 9 fonontenymaranitra
Tableaux et planches  10 Signes de ponctuation

Mis à jour le 2025/10/31