| Entrée | 1 fongotra |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3 Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
4 Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany 5 Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto [1.1] |
| Explications en anglais |
6 exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra.
[1.2] 7 completely destroyed [1.7] |
| Explications en français |
8 détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis)
[1.3] 9 complètement détruit [1.8] |
| Exemples |
10 Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy;
[1.38]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 27 fompotra |
| Tous les mots composés | 28 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|