Entrée |
famongorana
(fongotra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1]
|
Explications en français | Action de ruiner, d’exterminer [1.3]
|
Exemples |
1 | Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo.
[1.384]
|
2 | Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao.
[2.895]
|
|
|