Entrée fomban-drazana
Mots élémentaires fomba ; razana
Partie du discours locution
Explications en malgache Fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty
Ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina [1.1]
Explications en anglais [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors. [1.2]
Hyponymes Tantara sy fomban-drazana (Rainandriamampandry)
Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel)

Mis à jour le 2023/06/08