|
|
|
|

Entrée1  fokonolona
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  foko, olona
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna)
Explications en anglais  8  [1.2] (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district.
9  [1.7] the community group; its organization
Explications en français  10  [1.8] le groupe communal, son organisation
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fokonolona

Anagrammes  12  fokonolona, nofolonako

Mis à jour le 2025/08/10