Entrée fohy fiainana
Mots élémentaires fohy ; fiainana
Partie du discours nom
Explications en malgache 1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany
2. fohy andro [1.10]
Explications en français Qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte
Qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide) [1.3]

Mis à jour le 2023/05/13