|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fohy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao
Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay...
Explications en anglais  4  [1.7] short
Explications en français  5  [1.3, 1.8] court
6  [1.3] bref, laconique, petit
Exemples  7  [2.4] fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy.
8  [2.472] tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina.
9  [1.3] fohy io zazalahy io (ce garçon est petit)
10  [1.3] fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant)
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Antonymes  16  lava
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 
Proverbes  53  Proverbes contenant le mot fohy

Entrée (2/2)54  fohy
Radical  55  foka
Partie du discours  56  impératif du verbe passif fohina [Liste complète]
Exemples  57  [1.3] fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs)
58  [1.3] fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque)

Anagrammes  59  fohi, fohy, hofy

Mis à jour le 2025/01/21