|
|
|
|

Entrée1  fofona
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Tous les mots composés  7  13 mots contenant fofona
Explications en malgache  8  [1.1] Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany
Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany
Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo
Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra
Explications en anglais  9  [1.7] an odor
Explications en français  10  [1.8] odeur, vapeur
11  [1.196] [Merina] L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel.
Exemples  12  [2.470] tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy
13  [2.472] Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty
Vocabulaire  14  Botanique
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fofona

Anagrammes  16  fofona, nafofo

Mis à jour le 2025/08/10