| Entrée (1/5) | 1 fody |
| Radical | 2ody |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha.
[1.1] |
| Explications en français |
5retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat.
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 14atodimpody |
| Entrée (2/5) | 15 fody |
| Radical | 16ody |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en malgache |
18Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra).
[1.1] |
| Explications en français |
19manière de retourner.
[1.3] |
| Tous les mots composés | 20alim-pody |
| Entrée (3/5) | 21 fody |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en malgache |
23rindrina (mirindrina).
[Tanala]
[1.78] |
| Tous les mots composés | 24voalavofody |
| Entrée (4/5) | 25 fody |
| Partie du discours | 26 nom |
| Explications en malgache |
27voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
28the Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour.
29also another species of weaver-finch. Ploceus algondae. [1.2] 30the rice-sparrow (the male is red in summer). [1.7] |
| Explications en français |
31cardinal.
[1.3, 1.54] 32Foudia madagascariensis. [1.3] 33petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été. [1.8] 34Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces. [1.196] |
| Vocabulaire | 35 Zoologie: oiseaux |
| Synonymes | 36fitily |
| Tous les mots composés | 3710 combinaisons de ce mot |
| Nom scientifique |
|
| Proverbes | 38 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (5/5) | 39 fody |
| Partie du discours | 40 nom |
| Explications en français |
41Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody..
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulaire | 42 Botanique |
| Anagrammes | 43 difo, 44 fody |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|