|
|
|
|

Entrée1  fiviliana
Radical  2  vily
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao
Explications en anglais  5  [1.7] the act of turning aside; a fork in the road
Explications en français  6  [1.8] action de dévier, de s'écarter; branchement de la route

Mis à jour le 2024/12/11