| Entrée | 1 fitsiriritana |
| Radical | 2 tsiriritra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Araka ny voalazan' ny Baiboly dia heloka ny fieremana sy ny fitsiriritana.
5 Ao amin' ny Didy Folo dia atao mitovy saranga amin' ny vonoana olona sy ny fijangajangana ary ny halatra izany 6 (Eks. 20. 13-17). 7 Akana dia meloka tamin' izany, ka notoraham-bato ho faty 8 (Jos. 7. 16-26). 9 Ao amin' ny Testamenta Vaovao dia atao iray laharana ny fijangajangana sy ny fieremana 10 (1 Kor. 5. 11; 11 6. 9, 10; 12 Kol 3. 5; 13 Efes. 5. 3). 14 Avy amin' ny fampianaran' i Jesosy Kristy ny fampiraisana ny filaharan' ny fieremana amin' ny filan' ny nofo 15 (Mar. 7. 21, 22). 16 Araka ny fampianarana nataon' i Jesosy tamin' ny Apostoly dia mitovy ihany ny fanaram-po amin' ny filan' ny nofo sy ny fanampoana an' i Mamôna. 17 Ny Fiangonana Kristiana dia tokony handinika tsara ny fampianaran' ny Baiboly ny amin' ny fieremana, araka izay hita ao amin' ny 18 Jer. 22. 17 ; 19 Mik. 2. 2 ; 20 Lio. 12. 15 ; 21 Rom. 7. 7 ; 22 Efes. 5. 3). 23 1 Tim 6. 10 ; 24 Heb. 13. 5, ets. 25 Ny mpierina dia tsy mba handova ny fanjakan' Andriamanitra. [1.38] 26 Faniriana fatratra hanana na hihinana: Voararan' ny didin' Andriamanitra ny fitsiriritana ny fananan' olona [1.1] |
| Explications en anglais |
27 covetousness
[1.7] |
| Explications en français |
28 convoitise
[1.8] |
| Exemples |
29 fitsiriritana tsy mendrika anao izany!
[2.270]
30 tsy hamono olona noho ny fitsiriritana azy, na ny fananany na ny vadiny aman-janany na izay rehetra mety ho an' ilay olona; [2.508] |
| Synonymes | 31 fieremana |
| Proverbes | 32 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|