|
|
|
|

Entrée1  fitotototo
Radical  2  totototo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona
Synonymes  5  fitotototoana

Mis à jour le 2023/01/05