|
|
|
|

Entrée1  fitotototoana
Radical  2 totototo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io. [1.1]
Synonymes  5 fitotototo

Mis à jour le 2025/09/12