Entrée | fitondrahana (tondraka) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity ¶ Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |