Entrée fitoerana (toetra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1]
Explications en anglais A place, a location [1.7]
Explications en français Endroit, place [1.8]
 Emplacement, position, siège [1.13]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20