Entrée fitobatobana (tobatoba)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
¶ Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [Rajemisa 1985]
Synonymes fitobatoba

2009/02/23