Entrée fitobatoba (tobatoba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany! [1.1]
Synonymes fitobatobana

Mis à jour le 2023/01/05