Entrée fitobatobana (tobatoba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka
Fandanilaniam-poana, fandaniana ny harena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana [1.1]
Synonymes fitobatoba

Mis à jour le 2023/01/05