|
|
|
|

Entrée1  fitobatoba
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tobatoba
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran' ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa itỳ fitobatobany!
Synonymes  5  fitobatobana

Mis à jour le 2025/07/29