Entrée fitery (tery)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby
Azo terena [1.1]
Exemples Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay. [2.117]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/14