Entrée | 1 fitenim-paritany |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 fiteny, faritany |
Explications en malgache |
4 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady |
Exemples |
5 [2.285#] mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. |
Vocabulaire |
6 Linguistique |
Autres orthographes | 7 fitenimparitra |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |