|
|
|
|

Entrée1  fitenim-paritra
Mots élémentaires  2 fiteny, 3 faritra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady. [1.1]
6 fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra. [1.13]
Explications en français  7 parler régional. [1.13]
Vocabulaire  8  Linguistique
Synonymes  9 fitenim-paritany

Mis à jour le 2025/09/12