|
|
|
|

Entrée1  fitenim-paritany
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Linguistique
Explications en malgache  4  fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1]
Exemples  5  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Autres orthographes  6  fitenim
Mots élémentaires  7  fiteny, faritany

Mis à jour le 2023/06/12