Entrée | 1 fitenenana |
Radical | 2 teny |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso" (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) |
Explications en anglais |
5 [1.7] the act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting |
Explications en français |
6 [1.8] action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole |
Exemples |
7 Tsy ohabolana izany fa fitenenana. [2.285] 8 Inona no hevitrao momba io fitenenana io? [2.314] 9 Handray fitenenana alohan' izany rehetra izany ve aho? [2.245] |
Vocabulaire |
10 Linguistique |
Titres |
11 Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra (Rakotonirina Raymond-Blaise) 12 Ny Fitsipi-pitenenantsika (Andriamanatsilavo Seth) |
Anagrammes | 13 fanenateny, fitenenana |
Mis à jour le 2023/08/12 |